Hafalinafoana
Hafalinafona ary tsiky lava, ny miarakaminao!
Miramirantavao matsiaro sambatra, ny eo ankaikinao!
Masoandro be lohataona, mizara hafanana ianao!
Ka raha inona mitranga, rehefa lanitra manga, za tsy miala aminao!
fa inao ihany no tiko, ny any ankafa tsy ahoko, fa ianaofona no ataoko!
Fa, ozatrin' ny fiainako ianao eh!
Adry iankinako ô!
Tsy afaka ato antseiko ianao malalô, fa reven' ny fanahiko!
Mietsika kely aho, de ianao!
Bedin' i Neny aho, de ianao!
Vita tononkira ny anaranao, niengany ny espirako ô!
Mandotsa panovy aho, de ianao!
Matoa nimpody aho, de ianao!
Ba, nirevirevy eny aho, de ianao!
Feno anao ny fihanako ô!